Maro ireo tantaram-pitiavana
Talohan'ny antsika
Ny antsika roa dia niavaka
Vao nifankahita
O ry Ikala ratsy ity
otran'ny malahelo anao ‘za
O ry Ikala ratsy ity
otran'ny malahelo anao ‘za
Lavitra be tsy takatry ny maso
Ny tany nalehanao
Afon' ampombo tsy resin'ny ankaso
Ny fitiavako anao
O ry Ikala ratsy ity
otran'ny malahelo anao ‘za
O ry Ikala ratsy ity
otran'ny malahelo anao ‘za
Tsy tarehy, tsy bika, na fitafy
No nambabo ahy
Fa ny fahatsoranao dia tso-drano mifafy
Noraisiko ho ahy
O ry Ikala ratsy ity
otran'ny malahelo anao ‘za
O ry Ikala ratsy ity
otran'ny malahelo anao ‘za
Lasa ianao any lavitra any
Lasa nianatra any ampita any
Nandao tanindrazana
Nandao namana
Nandao havana
O ry Ikala ratsy ity
mirary anao ho tafita ‘za
O ry Ikala ratsy ity
mirary anao ho tafita ‘za
O ry Ikala ratsy ity
mirary anao ho tafita ‘za
Ikala ratsy ity
[03:44.00]Maro ireo tantaram-pitiavana
[03:44.00]Talohan'ny antsika
[03:44.00]Ny antsika roa dia niavaka
[03:44.00]Vao nifankahita
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]otran'ny malahelo anao ‘za
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]otran'ny malahelo anao ‘za
[03:44.00]Lavitra be tsy takatry ny maso
[03:44.00]Ny tany nalehanao
[03:44.00]Afon' ampombo tsy resin'ny ankaso
[03:44.00]Ny fitiavako anao
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]otran'ny malahelo anao ‘za
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]otran'ny malahelo anao ‘za
[03:44.00]Tsy tarehy, tsy bika, na fitafy
[03:44.00]No nambabo ahy
[03:44.00]Fa ny fahatsoranao dia tso-drano mifafy
[03:44.00]Noraisiko ho ahy
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]otran'ny malahelo anao ‘za
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]otran'ny malahelo anao ‘za
[03:44.00]Lasa ianao any lavitra any
[03:44.00]Lasa nianatra any ampita any
[03:44.00]Nandao tanindrazana
[03:44.00]Nandao namana
[03:44.00]Nandao havana
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]mirary anao ho tafita ‘za
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]mirary anao ho tafita ‘za
[03:44.00]O ry Ikala ratsy ity
[03:44.00]mirary anao ho tafita ‘za
[03:44.00]Ikala ratsy ity
歌手信息 & 相关歌曲
歌手:Mahaleo
by Leon JacksonMahaleo was formed in the 1970s by a group o... 查看完整资料